Aller au contenu

Daugava (renirano)

Avy amin'i Wikipedia
Daugava
Daugava any Riga

Ny Daugava dia renirano any Rosia, Belarosia ary Letônia. Mirefy 1.020 km ny halavany, ka ny 352 km ny any Letonia ary 325 km ny any Rosia.

Mikoriana any amin'ny ranomasina Baltika akaikin'i Riga izy io.